Taratasy Nentin'ny Fo
Criado em jun 7, 2026
Letras
Yeuuh Francisnaya
[Couplet 1]
Ny fialatsigny tsy hisy aminah na roue na raiky
Fa za nangigny fa izy nanantona sy ny kaiky
Tsy nisalasala fa de nanambara amina
Hoe ny ao ampouny tombe amoureux sy efa taraiky
[Pre-Chorus]
Koa azafady aminao akamako sy namako
Ambelao fona izy efa tsy anao fa anjarako
Fa tsy any intsony izy fefa ampela tanako
Anao fa ex izy efa lasako
[Chorus]
Anao fa ex izy efa lasako
Anao fa ex izy efa lasako
Efa any am-poko izy izao
Tsy hiverina intsony ianao
[Couplet 2]
Tsy mila ady, tsy mila tabataba
Ny fony efa niova, ny lalany efa hafa
Za tsy nangalatra, fa nosafidiny ihany
Ka aza manenjika zavatra efa lasan'ny tantany
[Pre-Chorus]
Koa azafady aminao akamako sy namako
Ambelao fona izy efa tsy anao fa anjarako
Fa tsy any intsony izy fefa ampela tanako
Anao fa ex izy efa lasako
[Chorus]
Anao fa ex izy efa lasako
Anao fa ex izy efa lasako
Efa any am-poko izy izao
Tsy hiverina intsony ianao
[Bridge]
Avelao hiala ny alahelo
Tsy ho tanty intsony ny taloha
Za sy izy izao no iray
Ka ny lasa dia lasa foana
[Final Chorus]
Anao fa ex izy efa lasako
Anao fa ex izy efa lasako
Efa any am-poko izy izao
Tsy hiverina intsony ianao