Mino Aho
F
Faniry Mpandresy
male vocals
subtle choir pad
doubled lines on the hook
bright and emotional mix
Worship ballad with male vocals
steady 74 BPM
soft acoustic guitar and warm pads under a gentle kick; verse stays sparse and intimate
pre-chorus lifts with stacked harmonies and rising chords
chorus opens wider with held notes and a simple drum pulse. Breathy lead vocal in verses
delayed ad-libs on the final words
tender room reverb
Created May 12, 2026
Lyrics
[Verse 1]
Eto anatrehanao ry Ray
No hifonako aminao
Fa be ireo ditra
Zay efa natao
Ka mba raiso ho zanakao
Ty aho efa very
Ianao no fanantenana
Izay hitaty ah tsy ianjera
[Pre-Chorus]
Omeo fahasambarana
Izay avy aminao
Na de mpanota aza aho
De mbola notahianao
Tahianao
Notahianao ry Ray
[Chorus]
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
[Verse 2]
Rehefa reraka ny foko
Dia antsoiko ny anaranao
Tsy aleoko very an-dalana
Fa mifikitra aminao
Na maizina aza ny omaly
Mbola misy hazavana
Ao aminao ny famonjena
Ao aminao ny fiadanana
[Pre-Chorus]
Omeo fahasambarana
Izay avy aminao
Na de mpanota aza aho
De mbola notahianao
Tahianao
Notahianao ry Ray
[Chorus]
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
[Bridge]
Koa raiso ny foko
Ataovy ho anao
Ny saiko sy ny lalako
Apetraho am-pelatananao
Na lavo aho na mijoro
Ianao no iankinako
Tsy hiala aminao aho
Ry Ray, tsy hiala aminao
[Final Chorus]
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
Eto anatrehanao ry Ray
No hifonako aminao
Fa be ireo ditra
Zay efa natao
Ka mba raiso ho zanakao
Ty aho efa very
Ianao no fanantenana
Izay hitaty ah tsy ianjera
[Pre-Chorus]
Omeo fahasambarana
Izay avy aminao
Na de mpanota aza aho
De mbola notahianao
Tahianao
Notahianao ry Ray
[Chorus]
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
[Verse 2]
Rehefa reraka ny foko
Dia antsoiko ny anaranao
Tsy aleoko very an-dalana
Fa mifikitra aminao
Na maizina aza ny omaly
Mbola misy hazavana
Ao aminao ny famonjena
Ao aminao ny fiadanana
[Pre-Chorus]
Omeo fahasambarana
Izay avy aminao
Na de mpanota aza aho
De mbola notahianao
Tahianao
Notahianao ry Ray
[Chorus]
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
[Bridge]
Koa raiso ny foko
Ataovy ho anao
Ny saiko sy ny lalako
Apetraho am-pelatananao
Na lavo aho na mijoro
Ianao no iankinako
Tsy hiala aminao aho
Ry Ray, tsy hiala aminao
[Final Chorus]
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra
Mino aho
Fa izy
Lay tsy manary ahy mandrakizay
Mino aho
F'izy hitantana ahy
Ny androko rehetra