歌詞
Outro
Aieh! Aieh!
Fitiavano ry mama tsy horava na ho lava ny taona
An! Ah! Ieh! Eh! Eh!!
An! Ah! Ieh! Eh
[Je suis Ariot... ]
Couplet 1
Dadako sy i Neniko, ilay niteza sy nikarakara nandritra ny taona maro, tsy mba niavonavo
Izareo roa no nikarakara zaho sy ianao, ny fitiavandreny zanaka tsy miova nadia zao aza efa lehibe
Pré-Refrain
Matokisa anay Mama ah! an! eh!!
Fa tanjoko hampifaly anao, hanatantetaky fanirianao
Matokisa anay iha Dada oh! an! ieh!!
Fa ny fahasoavanareo no mba nahatoy izao anay
Refrin
Pa pa, et ma, Ma mon
No isaorako, fifalianarea no fiainako
An! An! A!!
Ma mon, et mon, Pa pa
Fianakaviana mendrika izaho sy ianareo, zaho tsy hanadino anareo
Couplet2
Maman, un amour sans limites,
Plus beau que le soleil qui se lève chaque jour.
Ton sourire est ma lumière, ton amour est la force qui me fait tenir debout. ❤️
Mama be fitiavana oh!, tsy manadino anay na iray segondra aza, mamako atokisako fona
Ary i Dada maha finaritsa eh!, nanampy anay amin'ny fianarana, namako ankaika eh! i Dada malala

An! Ah! Ieh! Eh! Eh!!!

Je t'aime MAMAN, Engane mba holava andro iaina ianare roa amin'i DADA.